Isalo Immo

Isalo Immo Agence Immobilière d'Isalo
Location et Vente de Terrains ou Maisons à Ranohira et ses environs.

Ahoana ny fomba ahafantarana fa double vente ny tany iray?Ny “double vente” dia midika hoe tany iray amidy indroa amin’o...
09/05/2026

Ahoana ny fomba ahafantarana fa double vente ny tany iray?

Ny “double vente” dia midika hoe tany iray amidy indroa amin’olona samihafa.
Izany hoe, mety efa nivarotra ilay tany tamin’olona iray ilay tompony, nefa mivarotra izany amin’olona hafa indray izy.

Mba hisorohana izany, ireto dingana sy fepetra manaraka ireto no tokony arahina, satria manampy ahafantarana mialoha raha tany efa nisy varotra hafa
ilay tiana hovidiana na tsia:

1– Mangataka ny taratasy ofisialin’ilay tany
Alohan’ny andraiketana ny varotra dia angataho amin’ilay mpivarotra ny:
● Titra (Duplicata) raha vita titra ilay tany, na kadasitra na karatany, izany
hoe zay porofo fananantany ananany .
● Certificat de Situation Juridique (CSJ) latsaky ny 3 volana ho an’ny tany vita titra, na Attestation de Propriété Certifiée (APC) ho an’ny tany vita karatany.
● Sarin-tany (plan topographique) voamarina.

� Raha tsy manome ireo taratasy ireo ilay mpivarotra, dia efa famantarana mampiahiahy izany.

2- Mangataka “Certificat de Situation Juridique” vaovao
Zava-dehibe ny mangataka CSJ vaovao avy any amin’ny Sampandraharahan’ny Fananantany (Domaine).
Izany taratasy izany no manamarina ny satan’ilay tany amin’izao fotoana izao, ka hita ao raha:
● Mbola eo ambanin’ny anaran’ilay olona mivarotra ilay tany,
● Efa misy fangatahana famindrana (mutation) mandeha,
● Na efa voasoratra amin’ny anaran’olona hafa mihitsy.

� Raha hita ao amin’ny CSJ vaovao fa efa misy mutation en cours na voasoratra amin’ny anaran’olona hafa ilay tany, dia midika fa efa nisy varotra natao teo aloha, izany no antsoina hoe fikasana hanao double vente.

3- Fanamarinana eny an-toerana

Aza miantehitra amin’ny taratasy fotsiny. Mankanesa eny amin’ilay tany miaraka amin’ny olona mahay mijery sarin-tany (géomètre na teknisianina). Izy no afaka manamarina raha:
● Mifanandrify amin’ny plan ilay tany aseho,
● Tsy misy fefy na famantarana mampiseho fa olona hafa no efa mitantana ilay tany.

� Raha misy olona hafa milaza ho tompony na efa monina eo, dia tokony ajanona avy hatrany ny raharaha mandra-pahazava ny zava-misy.

4-Fanadihadiana amin’ny manodidina sy amin’ny Kaominina
Ataovy fanadihadiana eny an-toerana amin’ny olona manodidina, mpifanolo-bodirindrina, na amin’ny Kaominina misy azy ilay tany. Matetika ny olona eny
an-tanàna no mahalala tsara raha efa nisy olona nividy ilay tany teo aloha, na raha misy ady amin’ilay tompony voalaza.

5- Fanamarinana amin’ny manampahefana ara-dalàna
Alohan’ny hanaovana sonia fifampivarotana dia ataovy eo anatrehan’ny Notera na Delegem-panjakana ilay fifanarahana. Izy ireo dia hanamarina indray amin’ny antontan-taratasy sy ny satan’ny tany raha azo amidy ara-dalàna ilay tany na tsia.

Ny fanaovana double vente dia heverina ho heloka, satria manitsakitsaka ny lalàna ary ahitana endrika hosoka sy fampiasana hosoka. Noho izany, raha
sendra toe-javatra toy izany, dia aza misalasala mitory na manao fitarainana eny amin’ny fitsaràna..

Raha tsapanao fa manampy ny fahafantaranao ny resaka fananantany ity fizarana ity dia aza fihinina ho anao irery fa aparitaho amin'ny manodidina
anao zay mety mila an'izany rehetra.

Immobilker
@ Isalo Immo™️

🏠 IMMOBILIER : FAUT-IL INVESTIR OU RESTER LOCATAIRE ?C’est une question que beaucoup de jeunes se posent aujourd’hui 👇👉 ...
26/03/2026

🏠 IMMOBILIER : FAUT-IL INVESTIR OU RESTER LOCATAIRE ?

C’est une question que beaucoup de jeunes se posent aujourd’hui 👇

👉 Acheter une maison 🏡 ou louer ?

La réponse n’est pas aussi simple… voici une analyse économique claire 👇

📊 1️⃣ Acheter (investir dans l’immobilier)

✅ Avantages :

Tu construis un patrimoine
Plus de loyer à payer à long terme
Possibilité de revenus locatifs

❌ Inconvénients :

Besoin d’un gros capital de départ
Coûts cachés (entretien, taxes…)
Moins de flexibilité (difficile de déménager rapidement)

🏢 2️⃣ Louer

✅ Avantages :

Pas besoin de gros capital
Plus de flexibilité
Moins de responsabilités (réparations, etc.)

❌ Inconvénients :

Argent “perdu” chaque mois
Aucune accumulation de patrimoine
Dépendance au propriétaire

⚖️ Alors… quelle est la meilleure option ?

👉 Si tu as un revenu stable + vision long terme → INVESTIR 👉 Si tu débutes ou revenus instables → LOUER d’abord

💡 CONSEIL IMPORTANT : Ne te précipite pas pour acheter juste pour “faire comme les autres”.

👉 En économie, une bonne décision dépend de ta situation personnelle.

📌 Conclusion : Il ne s’agit pas de choisir “acheter ou louer”… 👉 Mais de savoir QUAND acheter.

💬 Dis-moi en commentaire : 👉 Tu préfères acheter ou louer actuellement ?

🫧TSARA HO FANTATRA🔎📚DINGANA MOMBA NY KARATANY.📍Birao Ifotony fananan-tany(BIF)Projet de croissance Agricole et de sécuri...
27/02/2026

🫧TSARA HO FANTATRA🔎

📚DINGANA MOMBA NY KARATANY.

📍Birao Ifotony fananan-tany(BIF)
Projet de croissance Agricole et de sécurisation Foncière.

📏 TSARA HO FANTATRA🔹 1 Hectare = 10 000 m²🔹 1 Are = 100 m²🔹 1 Hectare = 100 AresRaha mividy na mivarotra tany ianao dia ...
27/02/2026

📏 TSARA HO FANTATRA

🔹 1 Hectare = 10 000 m²
🔹 1 Are = 100 m²
🔹 1 Hectare = 100 Ares

Raha mividy na mivarotra tany ianao dia zava-dehibe ny mahafantatra tsara ny refin’ny velarana 📐

🏠 ISALOIMMO Agence Immobilière – IHOROMBE

✅ Vente de terrains
✅ Vente de maisons
✅ Location
✅ Gestion immobilière
✅ Plan 2D & 3D

📍Ihosy | Ranohira | Andohan'Ilakaka

📞 038 42 305 00

☎️ 📲 🏡

⚠️ HO ANAO ZAY MANANA TRANO NA TANY AMIDY -MILA VOLA MAIKA⛔⛔⛔Alefaso mp ny mombamomba azy rehetra fa izahay no hitady mp...
28/09/2024

⚠️ HO ANAO ZAY MANANA TRANO NA TANY AMIDY -MILA VOLA MAIKA⛔⛔⛔

Alefaso mp ny mombamomba azy rehetra fa izahay no hitady mpividy ho anao

Isalo Immo Madagascar

17/01/2024
⛳ Terrain à VENDRE🔹️ Lieu : Alasora, Antananarivo🔹️ Supérficie : 300m2🔹️Situation juridique : Titré et borné.🔹️ Particul...
30/08/2022

⛳ Terrain à VENDRE

🔹️ Lieu : Alasora, Antananarivo
🔹️ Supérficie : 300m2
🔹️Situation juridique : Titré et borné.
🔹️ Particularité : Belle vue, Accessible, Eau et Eléctricité à proximité, quartier residentiel en plein expansion.
🔹️Proches commerces et grandes écoles d'Alasora.
🔹️ Prix en Ariary sacrifié.

Si vous êtes interessé, merci de nous écrire en mp.

🏗🏢L'E.D.B.M en coopération avec le 🏝Ministère de Tourisme à Madagascar🇲🇬🏖, met à disposition des investisseurs étrangers...
16/05/2022

🏗🏢L'E.D.B.M en coopération avec le 🏝Ministère de Tourisme à Madagascar🇲🇬🏖, met à disposition des investisseurs étrangers potentiels des sites d'investissements touristiques, pour l'exploitation d'activité d'hôtellerie et tourisme dans la zone périphérique de proximité du Parc National🏞

🌴L'Isalo 🌴fait partie de cet offre avec trois sites disponible pour les preneurs.

➡️Pour plus d'information, veuillez contacter l'EDBM ou la Direction Regional du Tourisme le plus proche.

🇲🇬🇨🇵🇬🇧🇦🇺🇨🇨🇦🇴🇨🇰🇪🇦🇩🇪🇮🇪🇰🇷🇷🇺

©️IsaloImmo™️

⛳ Très beau TERRAIN à vendre>Superficie : 50mx70m>> 3.500m2♧ Statut Juridique : Titré et Borné>Emplacement : Bord de rou...
13/05/2022

⛳ Très beau TERRAIN à vendre

>Superficie : 50mx70m>> 3.500m2
♧ Statut Juridique : Titré et Borné
>Emplacement : Bord de route RN7, accessible.
♧Localisation: Ranohira ville, Isalo.
Quartier Tanambao, en pleine expension.
>Proximités: Eglise Adventiste, Station Jovenna, Supermarché de l'Isalo.

■Pous plus de détails, merci de contacter 🌴Isalo Immo🌴

☝️Confiez-nous votre terrain⛳et nous vous trouverons un preneur🤝

©️ISALOImmo,

Isalo, Ranohira en photo🇲🇬Paysage magnifique🥰Idéal pour tout type d'investissement📋🏗
14/03/2022

Isalo, Ranohira en photo🇲🇬
Paysage magnifique🥰
Idéal pour tout type d'investissement📋🏗

03/03/2022

✅Terrain à VENDRE au bord de la route RN7 à Ranohira, plein centre ville.
👉Terrain titré, borné,
👉 Bord de route, accessible.
👉Superficie: 600m2(20m x 30m)
Prix : Ar 60.000.000 à debattre.

Address

RN7, Rue Tanambao
Ranohira
313

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Isalo Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category