07/06/2026
👉Cocktail, FFM
1-fampafatarana ny fijoroany fikambanana eto @ Faritra Anosy( Tolagnaro, Amboasary, betroka)
2- fametrahana @ fomba ofisialy ny ramatoa coordinatrice mandrindra eto @ Faritra ANOSY