Mi Haja

Mi Haja C'est un jour de changement, passons à une nouvelle vie 😮‍💨
(1)

✨ Leo be amin’ny tasy sy ny boutons rehefa avy manala volo?Tsy mila mandalo fanaintainana intsony ianao na manimba hodit...
18/02/2026

✨ Leo be amin’ny tasy sy ny boutons rehefa avy manala volo?
Tsy mila mandalo fanaintainana intsony ianao na manimba hoditra amin’ny rasazy sy cire masiaka!

🌿 Vahaolana voajanahary + mora azo dia efa eo an-tranonao ihany:
👉 Tongolo 🧅 + Colgate 🪥
---
✅ Inona no mampiavaka azy?

Malefaka amin’ny hoditra, tsy mankarary

Manampy hisoroka ny “boutons” sy “irritation”

Manadio sy manome fofona madio ny hoditra
📝 Fomba fampiasana azy:

1. Ahintsano tsara ny tongolo ka alaina ny ranony.

2. Afangaro amin’ny Colgate kely mandra-pahazo “pâte” malefaka.

3. Asiana amin’ny faritra misy volo tianao hesorina.

4. Avela 15–20 minitra, avy eo sasao amin’ny rano mafana kely.
👉 Raha atao in-2 na in-3 isan-kerinandro dia mihamalefaka sy mihena tsikelikely ny fitomboan’ny volo.
---
💡 Fanamarihana: Tsy vitan’ny manala volo fotsiny izy ity, fa manampy ihany koa amin’ny fisorohana tasy sy fofona ratsy rehefa avy niala volo.
🔥 Andramo ity fomba tsotra nefa mahagaga ity dia ho hitanao ny fiovana!
👉 Zarao amin’ny namanao koa mba tsy hijaly intsony izy ireo amin’ny “boutons” aorian’ny rasazy na épilation masiaka.
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny page tia mizara
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & fizarana mahasoa dia asio “Misaotra” ao amin’ny commentaire 🙏

26/01/2026
🔶 Mba manaova présent(e) kely hoe nareo nanala   labozia 😆Tamin'ny firy nareo vao tafody ? #2019  #2023Bacc bougi BEPC C...
17/01/2026

🔶 Mba manaova présent(e) kely hoe nareo nanala labozia 😆
Tamin'ny firy nareo vao tafody ?

#2019 #2023
Bacc bougi
BEPC COVID-19
CEPE tremblement de terre mba génération inona lotra 😁

Bonne et heureuse année 2026 à toi ! Comme le dit l'adage : 'L'eau versée peut encore être recueillie, mais le temps pas...
01/01/2026

Bonne et heureuse année 2026 à toi ! Comme le dit l'adage : 'L'eau versée peut encore être recueillie, mais le temps passé ne revient plus'. Je te souhaite donc de vivre chaque instant de cette année sans aucun regret et d'avancer avec assurance dans chacun de tes projets. 🙏

Que cette année soit pour toi celle de toutes les réussites : que tes efforts professionnels portent leurs fruits, 🥰 que ta vie soit empreinte de sérénité et, par-dessus tout, que tu jouisses d'une santé de fer. 🍾 Puisse les difficultés de l'année passée se transformer en une force inébranlable pour conquérir l'avenir, et que la joie fleurisse là où les doutes s'étaient installés. Je te souhaite d'excellentes fêtes ! 🎁🎉🎊

Ao ndray ary ilay Positions 2k26 🥰❤️
30/09/2025

Ao ndray ary ilay Positions 2k26 🥰❤️

Oyééééé🙌Bonne journée daholo euh 😹🫰
30/08/2025

Oyééééé🙌
Bonne journée daholo euh 😹🫰

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Haja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category