Tsena Ntsika

Tsena Ntsika Sady tsara no mora🥰

Ensemble manjabe🥰 alefako mora be😁Taille L/1XL📌MP ou 0386482640📞
26/03/2026

Ensemble manjabe🥰 alefako mora be😁
Taille L/1XL📌
MP ou 0386482640📞

Set d'ustensiles de cuisine en silicone🥰📌Misy cadeau 0ar ao ambany ao♥️Mp pour la réservation☺️0386482640📞
12/03/2026

Set d'ustensiles de cuisine en silicone🥰📌
Misy cadeau 0ar ao ambany ao♥️

Mp pour la réservation☺️
0386482640📞

Hizara ny tsara ho anareo foana🥰Akanjo tsarakely idéal pour une petite fille 3 à 4ans📌0386482640📞
11/03/2026

Hizara ny tsara ho anareo foana🥰
Akanjo tsarakely idéal pour une petite fille 3 à 4ans📌

0386482640📞

Iza no mankafy Jupe plissé😍Ito misy bleue marine manja be📍Mp pour la réservation ou 0386482640📞
09/03/2026

Iza no mankafy Jupe plissé😍
Ito misy bleue marine manja be📍

Mp pour la réservation ou 0386482640📞

Amin'izao andron'ny vehivavy izao dia ity misy sombin-tantarakely entina ankaherezana ny vehivavy izay mihaina ao anaty ...
07/03/2026

Amin'izao andron'ny vehivavy izao dia ity misy sombin-tantarakely entina ankaherezana ny vehivavy izay mihaina ao anaty tokantrano miharitra fijaliana rehetra🥰

Ny Lalan’ny Tsiky ao anatin’ny Ranomaso

Tao anatin’ny dimy taona, i Rina dia niaina tao anatin’ny haizina. Ny vadiny, izay nantenainy ho mpanohana, dia lasa nanjary mpanambany sy mpanapotika ny nofinofiny. Isan’andro, ny feo reny dia hoe: Tsy mahavita na inona na inona ianao raha tsy eo aho. Ny herin’i Rina dia nanjary kely dia kely, ary saika nanary toky mihitsy.

Indray alina anefa, nibanjina ny zanany vavy kely natory i Rina. Nahatsapa izy fa raha tsy mihetsika izy, dia tsy hianatra sy ho resy koa io zanany io. Tamin’izay fotoana izay, nisy feo nandrisika azy hietsika tao am-pony.

Rehefa izay, niala tamin’ny trano i Rina, nitondra valizy iray sy ny zanany Izy. Tsy nanana vola be izy, tsy nanana trano haleha, fa nanana fanapahan-kevitra
_ Isan’andro dia nanasa lamba ho an’ny olona izy.
_ Isaky ny alina dia nianatra nanao m**omamy tamin’ny lafaoro kely nindramina.
Nisy fotoana izy nitomany irery tao an-dakozia satria reraka loatra, nefa raha vao mifoha ny zanany, dia tsiky foana no hita teo amin’ny molony.

Telo taona taty aoriana...
Tsy nanasa lamban’olona intsony i Rina. Izy izao no tompon’ilay trano fanaovana m**o malaza indrindra ao an-tanàna, antsoina hoe "Ny Tsikin’i Neny". Tsy ny m**omamy ihany no fantatry ny olona, fa ny hatsaram-panahiny nanampy ireo vehivavy niharan’ny herisetra tahaka azy koa.

Indray andro, nandalo teo anoloan’ny fivarotany ilay vadiny taloha, tazana ho reraky ny fiainana sy resy. Nijery azy teo am-baravarankely i Rina, tsy tamin’ny fankahalana, fa tamin’ny . Fantany fa tsy ny hafa no namaritra ny fiainany , fa ny herim-po tao anatiny.

07_03_2026

Fizarana fitiavana mamikely🥰 Faly koa anie izahay rehefa afa-po be ianareo e♥️🥰Merci beaucoup ʚʆɞ Léa ʚʆɞ ♥️
06/03/2026

Fizarana fitiavana mamikely🥰
Faly koa anie izahay rehefa afa-po be ianareo e♥️🥰

Merci beaucoup ʚʆɞ Léa ʚʆɞ ♥️

Amin'ny jeudi 02 Avril ny tirage au sort ntsika amin'ilay sac à main manjakely🎊❤Zany eo ihany fa ity misy robe mety tsar...
06/03/2026

Amin'ny jeudi 02 Avril ny tirage au sort ntsika amin'ilay sac à main manjakely🎊❤

Zany eo ihany fa ity misy robe mety tsara ho anareo taille XL na 2XL , idéal pour 1m69📌

Mp ou 0386482640📞

Ity aki ry Maman misy an'ilay poketra tsy 2 000 000ar a😂♥️Tena tsara tena tsara nefa mora be🥰Mp aingana fa io ihany no d...
05/03/2026

Ity aki ry Maman misy an'ilay poketra tsy 2 000 000ar a😂♥️
Tena tsara tena tsara nefa mora be🥰

Mp aingana fa io ihany no dispo😁
0386482640📞

Articles disponibles pour le moment ! 🎊❤️Veuillez envoyer un message privé (MP) ou contacter le 038 64 826 40 📞 si vous ...
05/03/2026

Articles disponibles pour le moment ! 🎊❤️
Veuillez envoyer un message privé (MP) ou contacter le 038 64 826 40 📞 si vous êtes intéressé(e). 😊

Tolory fitiavana be  ny sakanao🐱♥️Ity misy tunnel pour chat🥰Mp fa mora be😉0386482640📞
05/03/2026

Tolory fitiavana be ny sakanao🐱♥️
Ity misy tunnel pour chat🥰

Mp fa mora be😉
0386482640📞

0ar ity🎉 Poketra ho entina pâque rankizy ah👏😍Toy izao ny fizotry ny lalao ntsika😊📍J'aimeo ny page tsika📍Identifieo ny na...
05/03/2026

0ar ity🎉 Poketra ho entina pâque rankizy ah👏😍

Toy izao ny fizotry ny lalao ntsika😊
📍J'aimeo ny page tsika
📍Identifieo ny namana 5 ilalao ihany koa
📍Soraty ao amin'ny commentaire hoe Jp 0ar
📍Partageo amin'ny muranao ity

Ataontsika tirage au sort ny lalao🎊 mazotoa ary e🍻 Izay abonné ihany no mahazo❤

Asintsika live bomba be avy eo fa aza miala lavitra😍 Misy poketra bôjo🎉🎊 Abonneo ny page
05/03/2026

Asintsika live bomba be avy eo fa aza miala lavitra😍
Misy poketra bôjo🎉🎊 Abonneo ny page

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Ntsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share