Ny Voloko Natoraly

Ny Voloko Natoraly Ny Voloko Natoraly Hair Spa se spécialise particulièrement dans la production et la vente de produits capillaires pour l'entretien de vos cheveux au naturel.
(1)

Ho anareo izay any @ faritra tsy misy salon Ny Voloko Natoraly Mandefa produits makany @ izay faritra misy anao izahay 🚍...
06/06/2026

Ho anareo izay any @ faritra tsy misy salon Ny Voloko Natoraly

Mandefa produits makany @ izay faritra misy anao izahay 🚍🚚

Tongasoa foana any aminao ny colis anao , hatokiso Ny Voloko Natoraly sy ny mpiara miasa aminy rehetra 👌

☎️ 034 43 499 75 | 034 18 361 15

📣 Ianao koa ve mba zatra manao Bain Nourrissant ❓Raha mbola tsy zatra ianao dia fotoana izao hahafantarana fa tena ilain...
06/06/2026

📣 Ianao koa ve mba zatra manao Bain Nourrissant ❓

Raha mbola tsy zatra ianao dia fotoana izao hahafantarana fa tena ilaina izy io amin'ny fikarakarana volo. Rehefa tsy ampy sakafo sy hamandoana ny volo dia lasa maina, mora tapaka ary very ny brillance an'ny volo

✨ Mba hanampiana ny volonao hahazo ny fikarakarana ilainy dia azo ampiasaina ny Crème Coiffante Ny Voloko Natoraly hanaovana Bain Nourrissant.

🌿 Ny cire dia manampy miaro ny volo amin'ny fahaverezan'ny hamandoana sady manome volo malefaka sy mora alamina kokoa.
🥥 Ny beurre de karité kosa dia malaza amin'ny fanomezana sakafo sy hamandoana lalina ny volo. Manampy mampihena ny fahamainana izy, mampatanjaka ny fibre capillaire ary manome famirapiratana voajanahary ny volo.

Noho ireo akora fototra ireo dia manampy ny volo ho lasa malefaka, voakarakara tsara, mora fehezina ary tsy mora tapaka ny Crème Coiffante Ny Voloko Natoraly.

✨ Andramo ary ny Bain Nourrissant miaraka aminy mba hahazoanao volo salama, matanjaka ary tsara isan'andro. 🌿

🏷️20 000AR/100G

🛵MANAO LIVRAISON SADY MANDEFA ANY @ FARITRA
☎️034 43 499 75

⏰ Mifarana androany ny promotion soin complet antsika an Tongava daholo  🔔🔔🔔Toerana misy anay :📍 Ambohipo en face YAS St...
06/06/2026

⏰ Mifarana androany ny promotion soin complet antsika an

Tongava daholo 🔔🔔🔔

Toerana misy anay :

📍 Ambohipo en face YAS Store (Bâtiment vert, 1er étage)

📍 Androndrakely Ambodirano Bassin ( Bâtiment Canal + 1 er étage)

📍 Majunga en face GALANA Manjarisoa ( Bâtiment Alu Gasy Meva 1er étage)

☎️ 034 43 499 75 | 034 18 361 15

Manana volo toy izao ve ianao ? Ao amin'ny commentaire ny produit de base tsy maintsy sy tokony hanananao ary ny fampias...
05/06/2026

Manana volo toy izao ve ianao ?
Ao amin'ny commentaire ny produit de base tsy maintsy sy tokony hanananao ary ny fampiasa azy
Ao koa ny accessoire ilainao

Ny bain d'huile dia fikarakarana volo atao amin'ny alalan'ny fanosorana menaka amin'ny volo sy hodi-doha alohan'ny hanas...
05/06/2026

Ny bain d'huile dia fikarakarana volo atao amin'ny alalan'ny fanosorana menaka amin'ny volo sy hodi-doha alohan'ny hanasana azy.

Tombontsoan'ny bain d'huile :

☑️ Mamahana sy manalefaka ny volo
Manome otrikaina ny volo maina sy simba.
Mampalefaka ny volo ka mora karakaraina kokoa.
☑️ Miaro amin'ny fahatapahan'ny volo
Mampihena ny fahamainana sy ny fivakisan'ny tendrony.
☑️ Manome famirapiratana
Mampiverina ny hamirapiratan'ny volo manjavozavo.
☑️ Mampitony ny hodi-doha
Afaka manampy amin'ny fampihenana ny fahamainana sy ny mangidihidy amin'ny hodi-doha.
☑️ Manampy amin'ny fitomboan'ny volo
Rehefa atao massage malefaka ny hodi-doha dia manatsara ny fikorianan'ny rà, izay mety hanampy amin'ny fahasalaman'ny volo.

Ahoana ny fanaovana azy ❓

1️⃣ Hosory menaka ny hodi-doha sy ny halavan'ny volo.
2️⃣ Avela hipetraka 30 minitra ka hatramin'ny alina iray manontolo.
3️⃣ Sasao amin'ny shampooing malefaka 🧴
4️⃣ Avereno in-1 na in-2 isan-kerinandro

🟤 Ho an'ny volo miloko na simba dia tena ilaina ny bain d'huile satria manampy amin'ny famerenana ny tanjaka sy ny hamandoan'ny volo.


🥑 Ny zavoka, sakaiza akaiky ho an’ny fahasalaman’ny volo!Manankarena vitamina (A, E, B6), mineraly ary asidra matavy ila...
05/06/2026

🥑 Ny zavoka, sakaiza akaiky ho an’ny fahasalaman’ny volo!

Manankarena vitamina (A, E, B6), mineraly ary asidra matavy ilain’ny vatana ny zavoka, ka tena manampy amin’ny fikarakarana sy fanamafisana ny volo. Izy io dia mamelona lalina ny volo, manampy amin’ny fanarenana ny tendrony simba, miaro amin’ny fahatapahana ary mampamirapiratra ny volo.

✨ Ireto avy ny tombontsoany:

✅ Manome hamandoana lalina
Noho ny firafiny manankarena dia miditra ao anatin’ny fibra-n’ny volo izy ka manome hamandoana ny volo maina, olioly na miketrona nefa tsy mampavesatra azy.

✅ Miaro sy manarina ny volo
Ny vitamina E sy ireo antioxydants ao aminy dia manampy amin’ny fiarovana ny volo amin’ny tara-masoandro, ny loto ary ny hafanana avy amin’ny fitaovana fanatsarana volo.

✅ Manampy amin’ny fitomboan’ny volo
Rehefa ampiasaina ho fikarakarana na hohanina tsy tapaka dia afaka manampy amin’ny fitomboan’ny volo sy mampihena ny fahalemen’ny volo.

✅ Mampitony ny hodi-doha
Manampy amin’ny fampitoniana ny fahasosoran’ny hodi-doha ary manampy amin’ny fampihenana ny dandruff.

Ny Voloko Natoraly dia manolotra vokatra voajanahary hanampy anao hikolokolo ny volonao mba ho salama, matanjaka ary mamirapiratra hatrany. ✨🥑💚

Manana ny gamme complète 🥑🥑🥑 Ny Voloko Natoraly izay Fitsaboina feno ho an'ny volonao


05/06/2026

Toy izao ny résultat azo rehefa mampiasa ny COMBO SOFT CURL 🥰 ny type de cheveux matanjaka ireny

✅ Souplesse
✅ Hydratation
✅ Volume

📢 Aza misafidy Gel fotsiny fa aleo foana mampiasa COMBO Ny Combo no manome vokatra feno kokoa satria tsy ny styling ihan...
05/06/2026

📢 Aza misafidy Gel fotsiny fa aleo foana mampiasa COMBO

Ny Combo no manome vokatra feno kokoa satria tsy ny styling ihany no atao fa voakarakara miaraka amin'izay koa ny volo.
✨ Volo malefaka kokoa
✨ Volo voaaro sy voakarakara
✨ Vokatra maharitra kokoa
✨ Tsara tarehy sy mora tantanana

Raha te hahazo vokatra tsara indrindra dia Combo no safidy atolotray fa tsy Gel fotsiny.

‼️AZA ADINOINA NY MANAO DIAGNOSTIC AHAFANTARANA TSARA NY LEAVIN METY AMIN'NY VOLONAO

ARY IANAO, INONA NY COMBO FAMPIASAINAO AMIN'IZAO FOTOANA IZAO❓

Iza no mbola tsy nandalo nanandrana ny soin miaraka amin'ny 𝗖𝗼𝗺𝗯𝗼 𝗦𝗼𝗳𝘁 𝗖𝘂𝗿𝗹 tety amin'ny salon❓ Aza adino fa mbola anati...
05/06/2026

Iza no mbola tsy nandalo nanandrana ny soin miaraka amin'ny 𝗖𝗼𝗺𝗯𝗼 𝗦𝗼𝗳𝘁 𝗖𝘂𝗿𝗹 tety amin'ny salon❓

Aza adino fa mbola anatin'ny 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 ny soin complet ho an'izay tonga ety amin'ny salon ka ny leavin ampiasaina amin'ny volonao dia i combo soft curl irery ihany

Ny vokatra azo amin'ny 𝗖𝗼𝗺𝗯𝗼 𝗦𝗼𝗳𝘁 𝗖𝘂𝗿𝗹 :
✔️ Volume
✔️ Souplesse
✔️ Hydratation
✔️ Brillance

Koa raha te hanana volo malefaka, mamirapiratra ary feno volume ianao dia izao no fotoana hanararaotana ny 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡

📍 ANDRONDRAKELY AMBODIRANO BASSIN BÂTIMENT CANAL+ 1ÈR ÉTAGE
📍 AMBOHIPO ENTRE JAYDI'S ÉPILATION SY LAOKA FY AMPITAN'NY TELMASHOP BÂTIMENT VERT
📍 MAJUNGA BÂTIMENT ALUGASY MEVA 1ÈR ÉTAGE AMPITAN'NY TELMASHOP BÂTIMENT VERT

☎️034 43 499 75

Mandroso ô, inona no hatao anao ? Toerana afaka hangalanareo anay :📍 Ambohipo en face YAS Store (Bâtiment vert, 1er étag...
05/06/2026

Mandroso ô, inona no hatao anao ?

Toerana afaka hangalanareo anay :

📍 Ambohipo en face YAS Store (Bâtiment vert, 1er étage)
📍 Androndrakely Ambodirano Bassin ( Bâtiment Canal + 1 er étage)
📍 Majunga en face GALANA Manjarisoa ( Bâtiment Alu Gasy Meva 1er étage)
📍Nosy Be hell ville Route CRATÈRE -DAR ES SALAM -plaque VAVOLOMBELON'I JEHOVAH

☎️ 034 43 499 75 | 034 18 361 15

Address

Route Primature
Antananarivo
102

Telephone

+261341836115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Voloko Natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Voloko Natoraly:

Share