Zavaboary

Zavaboary Vente des produits naturelles et articles pour cheveux

21/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Celline Ramiarana, Fens'u Millan, Harimalala Victoire, Finaritra Yolanne, Kayrah Queen, Biah Tianah Tianamalala, Missi Sou, Kia Lucie, Gloire Andria, Nicolas Fitiamanankery, Rindra Niaina Jessica, Faniriantsoa Randrianirina, Marissa Larissa

Tsy ny vehivavy ihany fa mety amin'ny lehilahy koa😉Raha mbola tsy nahazo cadeau fête des pères ianao de ito misy idée 💡😉...
11/06/2025

Tsy ny vehivavy ihany fa mety amin'ny lehilahy koa😉
Raha mbola tsy nahazo cadeau fête des pères ianao de ito misy idée 💡
😉
Izay papa mividy alohan'ny fête des pères ometsika réduction 20%

10/06/2025

Livraison gratuit rahampitso🚚
Rahampitso ihany 💖

08/06/2025

Bon week-end😍😘
Profitez bien !
Prennez soin de vous ! 💕

❌Aza miandry sola vao karakaraina ny volo ❗Ny huile repousse et anti-chute Zavaboary dia manamafy ny volanao mba tsy ho ...
07/06/2025

❌Aza miandry sola vao karakaraina ny volo ❗
Ny huile repousse et anti-chute Zavaboary dia manamafy ny volanao mba tsy ho mora miongotra sady mampaniry volo aingana ihany koa ! 😉💯
1 mois tsy maintsy mahita vokatra ❗
Efa maro no nahita vokatra ary averinay hatrany hoe SATISFAIT OU REMBOURSÉ ✔️

❤️Araho hatrany ny pejy fa ny fanirin'ny volo sy fihintsanan'ny volo ndray no lohahevitra horesahintsika manaraka !😊
Misy torohevitra maromaro mikasika ny volo efa afaka jerena koa ato amin'ny pejy !🥰




Asiana jeux ve sa promotion kely ndray zareo amin'ity huile repousse et anti-chute Zavaboary ity?😍Inona ny olan'ny volon...
06/06/2025

Asiana jeux ve sa promotion kely ndray zareo amin'ity huile repousse et anti-chute Zavaboary ity?😍

Inona ny olan'ny volonao ? sao hanampy anao ity produit ity izay 100% naturel
MANALAVA, MANATEVINA, MAMPANIRY NY FARITRA SOLA, MAMPINJANONA NY VOLO MIONGOTRA ❗

Tsy hiteny betsaka aho fa SATISFAIT OU REMBOURSÉ ✔️




Bonne nuit à tous 😘💕   ̀savoir
03/06/2025

Bonne nuit à tous 😘💕
̀savoir

🥰🥰
26/05/2025

🥰🥰

😊😊
20/05/2025

😊😊

❌❌"FIHITSANAM-BOLO AORINAN'NY FITERAHANA 👋🤱"❌❌

✅INONA NO ANTONY :
👉Tamin'ianao bevohoka dia miakatra bé ny tahan'ny "horomone " na ny tsiripanentana izay mahatonga ilay volo tsara bé sy tarehy madio tamin'bevohoka (ny akamarony Zay fa misy mifanohitra@ Zay),6 ora aorinan'ny fiterahana nefa dia midina bé izy Io 🥺

👉Rehefa mihidina ny tahan'ny Io "horomone" Io dia izay no mampihitsana Ilay volo ,sns

👉Ao ihany koa ny tsy fahampiana Ireto akora tena ilaina amin'fanirin'ny volo Ireto satria lasa mizara2 makany amin'nono ireo otrikaina ilaina (Anisan' izany ny fer ,ny vitamine A, magnésium ary zinc)

✅IRETO AVY NO TOKONY ATAO :
👉Rehefa mampinono izany dia fantaro fa mitombo ny filàna ireo karazana otrikaina maro ,noho izany mazoto misakafo bé ireo otrikaina voalaza tetsy ambony ireo ,fa ireo aloha tokony ho hatsaraina voaloany : anisany izany ny akondro 🍌 ,ny karoty 🥕,karazana céréales (avoine ,sorgho,..) ,ny chocolat 🍫,ny henomby ,ny atikena ,ny atody 🥚, betterave,hanandrano ,...

👉Azo atao tsara ny mampiasa menaka mampaniry volo, saingy jereo izay tena BIO mety amin'volonao

👉Hajanony aloha ny fanaovambolo (brushing,seche cheveux, Fer à lisse :Babyliss,sns)

👉Torimaso tena ilaina bé ++

ZARAO MBA HO HITAN'IREO HAFA😍🙏

Pejy:Rasazy Fitahiana

Ny horesahintsika amin'ity partie 2 ity dia ny masque capillaire mifanaraka amin'ny karazana toebolo. Ato raha mbola tsy...
19/05/2025

Ny horesahintsika amin'ity partie 2 ity dia ny masque capillaire mifanaraka amin'ny karazana toebolo. Ato raha mbola tsy namaky ilay partie 1 => https://www.facebook.com/share/p/18uk3JbPdm/

Raha produit efa vonona no fampiasanao dia matetika efa misoratra eo ivelany ka mila mamaky tsara fotsiny (oh: pour cheveux sec, colorés, gras...)
Ndraindray nefa misoratra fotsiny oe masque hydratant/ nourrissant /masque proteinné /masque à l'avocat/masque au levure de bière ... ka manampy anao ity hahafahanao misafidy, na koa te hanao masque naturel fait maison.
1/ MASQUE POUR CHEVEUX SEC et CASSANT
Ny mahatonga ny volo ho maina dia noho izy tsy mitazona hydratation noho izany mila masque hydratant ny volo farafahakeliny in2 isambolana. Ireo akora Manome hydratation ho an'ny volo: vahona, yaourt, tantely, maïzena, papaye, hybiscus, lait de coco...
Mila manao masque nourissant ihany koa indraindray mba tsy ho mora tapatapaka sy vakivaky. Ohatra vitsivitsy amin'ny akora nourrissant: avocat, banane, œuf, beurre de karité, beurre de cacao...

2/ MASQUE POUR CHEVEUX GRAS
Satria efa gras ilay volo ka tsara raha masque tsy ahitana akora menaka be intsony no ampiasaina . Ary akora "mi-régularisé" ny famokaran'ny hodidoha sébum.
Ireo akora mety amin'ny volo gras: argile, thym, romarin, jojoba, tea tree, yaourt, citron ...

3/ MASQUE POUR CHEVEUX COLORÉS/ ABÎMÉ
Raha manana miloko na volo simba ianao dia mila mampiasa masque protéine sy masque réparateur amin'ny volo in2 isambolana. Ohatra vitsivitsy amin'ny akora betsaka proteine : levure de bière , œuf, olive, eau de riz... Ary tsara raha ampiana vitamine E kely ny soin ampiasaina.

Izay aloha ny amin'ny lohahevitra iny, amin'ny manaraka indray miresaka lohahevitra hafa😊
Aza adino ny mizara amin'ny hafa.😊
Abonnez✔️
Aimez✔️
Partagez✔️

15/05/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261322158887

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zavaboary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share