GOEPT

GOEPT Groupement des Opérateurs Économiques Professionnels Toamasina

✅12 Janoary 2023 - 12 Janoary 2026.👉🏽3 Telo taona katroka androany no nametrahana ireo mpikambana ao amin’ny Chambre de ...
12/01/2026

✅12 Janoary 2023 - 12 Janoary 2026.

👉🏽3 Telo taona katroka androany no nametrahana ireo mpikambana ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina na Cci Toamasina.

👉🏽Raha toa ka ny sata mifehy dia 4 efatra taona ny fotoam-piasan’ireo mpikambana.

👉🏽Noho izany dia ho tampitra hafaka 1 iray taona na 12 roa ambin’ny folo volana izany.

👉🏽Anisany alohany farany tao anatin’ireo CCI 24 misy eto Madagasikara ny fametrahana ny mpikambana teto Toamasina.

✅Arak’izany dia tokony ary Tsy maintsy miroso amin’ny FANOVANA ireo mpikambana amin’ireo 24 CCI amin’ny alalan’ny fikarakarana ny fifidianana ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana.

fans
Goep Toamasina

Melohinay ary lavinay ny fanaratsiana, fanesorampotaka(diffamation publique) mahazo ny Filoha mpitarika anay Jean Luc Am...
23/11/2025

Melohinay ary lavinay ny fanaratsiana, fanesorampotaka(diffamation publique) mahazo ny Filoha mpitarika anay Jean Luc Ampiraza Jean Luc izay ataon-dRamatoa Maso Marianna sy ny namany izy izay miafina ao ambadika ny kaonty 2 samahifa Demeter Gasy sy Andriambavy Tsimiava IV.

Manana porofo mazava izay sombiny ihany no halefanay sary eto. Ary Tsy misy nahavita ny vitany raha mbola ireo milaza fa anjely ao AnChambre de Commerce et de L'industrie ToamasinauCci Toamasinana Cci Toamasina izao izay miezaka Mitady hevitra handotoana anay mba Tsy hilatsahanay amin’ny fifidianana manaraka 2026 izay hatamperan’ny mandat.

Enga anie ka mbola ao na ohatr’izao ny ao antoerana amin’izao.

Farany dia Tsy hijanona amin’ity Droit de réponse ity ihany izahay fa hangataka amin’ny fitsarana hanokatra fanadihadiana ary hampiatra ny sazy araka voalazan’ny Lalàna manankery amin’izay rehetra vaoakasika an’ity raharaha ity na mivantana na ankolaka.

GOEPT
Groupement des Opérateurs Économiques Professionnels Toamasina.

Tsy mitsahatra mampijabaka ny olona izay tonga ao ireo izay miseho fa ho anjely ao amin’ny CCIT. Efa teo Ministra Razafi...
19/11/2025

Tsy mitsahatra mampijabaka ny olona izay tonga ao ireo izay miseho fa ho anjely ao amin’ny CCIT. Efa teo Ministra Razafindravahy Edgard teo koa Ministre David izao indray Honorable Vpan Fidèle Razara Pierre.

Mazava tsara ny voalazan’ny Decret 2007-990 art 85 fa Tsy hoe ‘´TSY MAHAZO MANAO POLITIKA NY MPIKAMBANA AO’’. (Sary faha 3).

Tsy marina ny filazana hoe misy fitsipika milaza izany ka lasa Nijabaka ny VPAN Toamasina raha avy nifampiresaka tamin’izy ireo.

Ao amin’ny commentaire ny Vidéo
Source : AZ Radio Television 19 novembre 2025.

Ambetintenin’ny Filoha ny GOEPT Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc hoe hiankinan’ny fampandrosoana ny Firenena ny mp...
09/11/2025

Ambetintenin’ny Filoha ny GOEPT Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc hoe hiankinan’ny fampandrosoana ny Firenena ny mpandraharaha ara-toekarena.

Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Arreté N*8211/2014 du 10 février 2014 Relatif au délai de rapatriement de devises nées des exportations.ART 2 - Les rece...
08/11/2025

Arreté N*8211/2014 du 10 février 2014 Relatif au délai de rapatriement de devises nées des exportations.

ART 2 - Les recettes doivent être rapatriés sauf dérogation dans un délai de 3 mois à compter de la date d’embarquement.

EFA MISY LALANA HAFA NIVOAKA VE TAORIAN’IO?????

SA HOE BLOCAGE ÉCONOMIQUE HO AN’IZAY MI-BLOQUER NY EXPORTATEUR IZAY MBOLA ANATY DÉLAI TSARA?????

OMEO VALINY IZAHAY MPANDRAHARAHA FA BETSAKA NY MITARAINA ATY AMIN’NY FARITRA ATSINANANA (MINE).

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Goep Toamasina
GOEPT

Ho antsika mpikambana sy mpandrahara ara-toekarena jiabyGoep Toamasina
03/11/2025

Ho antsika mpikambana sy mpandrahara ara-toekarena jiaby

Goep Toamasina

Miarahaba anao Andriamatoa Ministra Juste RAHARISONE izay Mpikambana ato amin’ny Vondron’ny mpandraharaha Goep Toamasina...
29/10/2025

Miarahaba anao Andriamatoa Ministra Juste RAHARISONE izay Mpikambana ato amin’ny Vondron’ny mpandraharaha Goep Toamasina ary Mirary anao ho lava fanapahana ary hahaleo halasana amin’izao andraikitra hiandreketanao eto amin’ny Firenena.

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRMPrimature -  Lapan'i MahazoarivoAmin’ny maha mpikamban...
24/10/2025

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Primature - Lapan'i Mahazoarivo

Amin’ny maha mpikambana anay Groupement GOEPT ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina Cci Toamasina no hankasitrahanay sy hanomezanay fisaorana amin’izao fanapahankevitra izay ho raisinareo momba ny fananam-panjakana indrindra ireo Tsenam-barotra ny Fanjankana izay Tsy notanterahina.

Azo jerena tsara hoe Aiza ireo entana matériel informatique sy mobilier de bureau novidina ary Aiza ireo fiara namboarina nefa Tsy misy raha Tsy iray ihany. Ny trano natao rehabilitation koa etsy andaniny.

Io ny fandaniana 2024 izay azo Tsirihina sy hamarinina tsara.

Ho antsika mpandraharaha mpitatitra miasa na maniry ny hiasa momba ny fitaterana ny kaontenera ao anatin’ny MICTSL Port ...
16/10/2025

Ho antsika mpandraharaha mpitatitra miasa na maniry ny hiasa momba ny fitaterana ny kaontenera ao anatin’ny MICTSL Port Toamasina.

Araka ny Email voaray dia ho tonga amin’ny fotoana ho fanavaozana ny antontan-taratasy hahafahana hanohizana ny fahafana hivezivezy ao amin’ny Mictsl antsika ka anisan’izany ny fisiana ao anatin’ny Groupement.

Vonona handray antsika mpitatitra ny Groupement GOEPT izay eo ambany fitarihan’ny Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc.

Contact et Whatsapp +261 389139012
13 Rue Albert 1er Ampasimazava

Tongava aby e
13/08/2025

Tongava aby e

🫵Vous souhaitez créer votre entreprise, mais craignez les frais élevés et imprévus ?𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐩𝐫𝐞𝐧𝐨𝐧𝐬 𝐞𝐧 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 ...
28/07/2025

🫵Vous souhaitez créer votre entreprise, mais craignez les frais élevés et imprévus ?

𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐩𝐫𝐞𝐧𝐨𝐧𝐬 𝐞𝐧 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞 à moindre coût.

- D’un accompagnement complet pour obtenir votre NIF, STAT et RCS

- Delai de délivrance rapide en 5 à 7 jours ouvrables.

- D’une économie immédiate sur les frais de création,

👉🏼Contactez-nous dès aujourd’hui !
📩 [email protected]
📲 038 91 390 12

13 Rue Albert 1er Ampasimazava
Derrière Longo Hôtel

Toamasina : _ Major-shop Rehetra _ Socobe _ Grossiste Devant Police bazar Kely rehetra _ Grossiste NAJORO rehetra_ Bazar...
27/07/2025

Toamasina :

_ Major-shop Rehetra
_ Socobe
_ Grossiste Devant Police bazar Kely rehetra
_ Grossiste NAJORO rehetra
_ Bazar Kely Ambony sy Ambany feno azy avokoa
_ sns

Tana: OASIS SHOP
ANTSIRABE
NOSY BE WELL VILLE : Big Bazar
Fenerive est, Foulpoint : Proxy Market

Menaka FITIA
❌Menaka Ara-pahasalamana
❌Mandalo fenitrin'ny Sécurité alimentaire Int'l ( Codex Stan 210_1999)
❌Tsy misy produit chimique, tena naturel

Prix :
9500 Ar 1 L
5000 Ar 0.5 L

https://www.facebook.com/share/1G6ECDnGun/?mibextid=wwXIfr

Address

13 Rue Albert 1er AMPASIMAZAVA
Toamasina
501

Telephone

+261328312332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GOEPT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GOEPT:

Share