08/04/2023
PRESCRIPTION ACQUISITIVE(Usucapion)
Inona moa ny atao hoe prescription acquisitive ?,terme juridique "Usucapion"
Ny tao hoe prescription acquisitive dia fomba anankiray hahazoana tany nohon'ny fahelany na koa hoe sazy hoan'ny ireo tompotany tsy miraharaha ny taniny no sady tsy manao fanamainty molaly(mise en valeur) na hoe efa tsy mety intsony ny mutation par deces nohon'ny fahelan'ny fahafatesany defunt na tompony ohatra maty tamin'ny 1870 ny razambenareo ka izao ianareo vao hanao mutation kanefa efa sahirana ny fitadiavana piece sy ireo etat civil sy notarié,noho izany tsy maintsy lasa prescription.
Inona ary ny fepetra ary tany manao ahoana no mety anaovana izany:
Voalohany ,occupant paisible et durable dans une prescription accordé par l'ordonnance n°60-146 du 5 octobre 1960 dans son article 82
Izany hoe fampiasana tany izay voalazany io didy hitsivolana Io,tany titré borné mazava hoazy fa certificat de situation juridique misoratra @ colon na État malagasy na olon-tsotra donc domaine privé de l'Etat ihany no mety.
Faharoa,manao demande ordonnance @ tribunal misy anao mba handidiana ny domaine hanao fitsirihana sy hanoratra azy aminao.
Izay moa izy amin'ny ankapobeny fa raha mila fanazavana fanampiny dia eo anilanao hatrany Cabinet de conseil juridique et Investigation-CCJI
Gaze W***y Juriste expert foncier,consultant formateur