01/10/2024
Najoro mba ho entina hanampiana antsika Vahoaka Malagasy amin'ny fampianarana Zo sy Lalàna ary hanomezana toro-hevitra maimaimpoana mahakasika ny raharaham-pitsarana, ny dingana rehetra tokony ho arahina eny anivon'ny Biraom-panjakana.
Ny tanjona kendrena dia ny fitovian-jo an'ny tsirairay eo anatrehan'ny Lalàna.
Ny toerana misy ny CEMV dia ao amin'ny biraon'ny Radio Fivoarana Imerintsiantosika.
0380626045
0332551414