01/02/2025
๐ฒ๐ฌ ๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐๐๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ก๐๐ข
๐๐ฝ Manana zo misintaka any @ ray aman-dreninao ianao. Ka mandritra izany fotoana izany dia manana adidy hamerina anao ao anatin'ny 2 volana ilay vadinao, miaraka @ ray amandreniny (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 51).
๐๐ฝ Nanitsakitsakana ny ๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 55 izy, satria ny mariazy dia mitaky tsy fampirafesana sy fifร najana eo aminareo mivady.
๐๐ฝ Ny fampirafesana ataon'ny vadinao anao dia antony mafonja azo hisarahana na Divorce (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 67).
๐๐ฝ Raha hametraka fangatahana Divorce ianao dia atero eny anivonโny Tribonaly manakaiky indrindra ny toerana misy ny tranonao. Raha nisintaka ianao, dia atero eny amin'ny Tribonaly akaiky indrindra ny toerana nisintahanao (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 80).
๐๐ฝ MILA POROFO NY FAMPIRAFESANA, KA MAKร HUISSIER HANAO CONSTAT HAKA ILAY POROFO AN-TSORATRA, AN-TSARY.
๐๐ฝ Raha nandresy ianao tamin'ny fangatahana Divorce, dia afaka mahazo indemnitรฉ ho valin'ny fanitsakitsahana nataony taminao (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 74).
๐๐ฝ Na efa vita aza ny Divorce, ny ray sy reny niteraka ny zaza dia manana adidy handray anjara amin'ny fikarakarร na ny zanany araky ny fidiram-bolany (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 75).
๐๐ฝ Ny garde ny zaza dia miankina @ enquete hataon'ny Juge pour Enfant, ny rainy sa ny reniny no mendrika hahazo izany (๐๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐น๐ฒ 76).