19/10/2025
Ny Association APRHODe-elo Dia miarahaba antsika MAlagasy rehetra....tiany ny mampahafantatra ny momba anay eto... indrindra amin'ny fahalalahana maneho hevitra....
MaƱana sehatra roa ny Association
1 misahana n'y fiarovana n'y zon'olombelona.
tafiditra ao anatin'izy io ny fiarovana ny zo fototra hananan'ny tsirairay (herisetra,tsy rariny miantra...sns)
mety hiseho mivantana io na ankolaka...Dia Izay no arovan'ny association..
misy fomba fiarovana koa iarovana io zo fototra io...famatsiana ara-tsakafo...fitsirihana ara-pahasalamana....(maso,Nify) Ary sehatra ara-pahadiovana..(fizarana savony...sns)
2 fanaganana ivon-toerana ara-pahasalamana..ara-panabeazana..sy toerana ho fonenan'ny tsy manan- kialofana..
SEHATRA HIASANA..
fonja..tobim-pahasalamana.. commune...Fianarana miankina sy tsy miankina....
Mbola hitohy