Tany azo antoka

Tany azo antoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tany azo antoka, Estate agents, Antananarivo, Antananarivu.

Tany amidy Ambohimanga Rova (fokotany Antsahalalina), Efa vaky làlana amin'ny Autoroute vaovao. 5 minutes (dian-tongotra...
12/05/2026

Tany amidy Ambohimanga Rova (fokotany Antsahalalina), Efa vaky làlana amin'ny Autoroute vaovao. 5 minutes (dian-tongotra dia mahazo autoroute vaovao).
✅ Accès voiture tsara

✅ Titré borné, papier en règle tsara (olona iray signataire)

✅1 hectare 68 (16 800m2)

✅Prix : 35000ar/m2

❌Non morcellable

✅Visite gratuite.

❤️ Tompony Direct

Mp na 0385528579

04/05/2026

Salama jiaby🙂

Trano 67 ha, 2 étage, 60m2 superficie totale
- Titré borné, papier en règle
-Deuxième plan, accès moto, fa misy parking fiara ao amin'ny arabe.
-Jiro sy rano jirama
-Rez-de-chaussez : grand salle, avec toilette.
-1ere étage : grande salle avec toilette.
-3 étage : 3 chambre, avec toilette.

✅Prix: 1 milliard 400 fmg

Mp détails na 0385528579

Salama daholo,⚠️⚠️ TANY TENA MORA BeTany amidy, Ambatomirahavavy Mora be 9000ar/m2✅ (45000 fmg)✅✅Mirefy 3hectares 69*5 m...
04/05/2026

Salama daholo,⚠️⚠️ TANY TENA MORA Be

Tany amidy, Ambatomirahavavy
Mora be 9000ar/m2✅ (45000 fmg)✅

✅Mirefy 3hectares 69

*5 minutes Atsinanan'ny espace orimbato raha mandeha fiara. 20minutes raha mandeha tongotra.

✅ Accès voiture
✅ Papier en règle : Karatany, olona iray tompony.

*Vu panoramique, avo toerana.

✅ Akaiky poteau Jirama, rano eo am-potony source rano Ambatomirahavavy. (Tsy mividy rano fa misarika fotsiny).

✅ Contact : mp na 0385528579.

Tany amidy AMBOHIDAVA (Avaratra Anjomakely)-Avaratry ny fanaovana course Rallye misy azy.-Acces voiture -2400m2 refiny-P...
07/04/2026

Tany amidy
AMBOHIDAVA (Avaratra Anjomakely)
-Avaratry ny fanaovana course Rallye misy azy.
-Acces voiture
-2400m2 refiny
-Papier en règle : karatany
-Olona iray signataire.
-Prix : 27000ar/M2
Mp na 0385528579

Salama daholo,  TANY MORA BE Ambatomirahavavy ✅Bord de route  14000ar/m2✅✅Tany Lot 500m2 : misy lot  6 izao❤️Manomboka 5...
16/10/2025

Salama daholo,
TANY MORA BE Ambatomirahavavy
✅Bord de route

14000ar/m2✅

✅Tany Lot 500m2 : misy lot 6 izao❤️
Manomboka 500m2 dia efa mahazo tany.

*5 minutes Atsinanan'ny espace orimbato raha mandeha fiara. 20minutes raha mandeha tongotra.

✅ Accès voiture
✅ Papier en règle : Karatany, olona iray tompony.

*Vu panoramique, avo toerana.

✅ Akaiky poteau Jirama, rano eo am-potony source rano Ambatomirahavavy (tsy mividy rano an❤️).

✅ Misy lot 6 disponible ireo, Aza tara an!!
Afaka manambatra👍.
* Visite gratuite ✅

✅ Contact : mp na 0385528579.
💖Efa maro trano sy tanàna be eo akaikiny.

Salama daholo,Tany amidy, Ambatomirahavavy Mora be 12000ar/m2✅1-Mirefy 3hectares 692-Mirefy 4032 m2*5 minutes Atsinanan'...
04/09/2025

Salama daholo,
Tany amidy, Ambatomirahavavy
Mora be 12000ar/m2✅

1-Mirefy 3hectares 69

2-Mirefy 4032 m2

*5 minutes Atsinanan'ny espace orimbato raha mandeha fiara. 20minutes raha mandeha tongotra.

✅ Accès voiture
✅ Papier en règle : Karatany, olona iray tompony.

*Vu panoramique, avo toerana.

✅ Akaiky poteau Jirama, rano eo am-potony source rano Ambatomirahavavy.

✅ Morcellement mizara roa ihany no azo atao.

✅ Contact : mp na 0385528579.

Salama daholo, Tany amidyAmbohimanga Rova, eo Atsinanana, 5 minutes miala am autoroute vaovao.Accès voiture soa amantsar...
19/05/2025

Salama daholo, Tany amidy
Ambohimanga Rova, eo Atsinanana, 5 minutes miala am autoroute vaovao.

Accès voiture soa amantsara.✅

Titré borné, olona roa no manao Sonia.✅

Non morcellable fa mitambatra ihany.

Refiny 3 hectares 36ares (33600m2) ,
prix 30 000ar/M2 miady varotra kely.✅

Izay Liana Mp na 0385528579.✅

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany azo antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category