GEN Z Y X

GEN Z Y X Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GEN Z Y X, Legal, Tana 101, Antananarivo.

Fanontaniako mahitsy amin'ity kolonely manao vavabe ity:- Naninona ianao tsy nijoro ho an'ny zandary tamin'i Jeneraly Bo...
15/10/2025

Fanontaniako mahitsy amin'ity kolonely manao vavabe ity:
- Naninona ianao tsy nijoro ho an'ny zandary tamin'i Jeneraly Bomba nanao fanaparam-pahefana?
- Naninona ianao tsy nijoro niaro ny vahoaka nahita ireny famonoana vahoaka nataon'ny zandary ireny?
🤔 Izany hoe: "Nety taminao izany ireny fa rehefa tezitra ny vahoaka tamin'ireny fampijaliana sy famonoana ireny ka mikasa ny hanafoana ny zandary dia io ianao fa mijoro sy manao taim-bava mavesatra?".
👮Rehefa inona izany ianao no hiaro ny vahoaka sy ny fananany?
👮 Ary rehefa inona ianao no ho an'ny Tanindrazana sy lalàna?
👮 Ary rehefa inona ianao no miaro ny zandary?

Iverina tam publication ko atsy ambany Aho:Misy ny atao hoe responsabilité du commetant au subordonée.Mandray andraikitr...
15/10/2025

Iverina tam publication ko atsy ambany Aho:
Misy ny atao hoe responsabilité du commetant au subordonée.
Mandray andraikitra, manasazy,manao fanambarana na koa mifona sy miombona alahelo @ vahoaka rehefa hita fa mioaha pampana ny acte de barbarie (voaporofo tam raki-tsary maromaro izany).
Rehefa leader ianao dia tsy voatery hiaro ny ekipa na Samy mitovy rantsana aza.
Ireto ilay karazanolona tsy manaiky diso fa mi se culpabiliser "VICTIME" teo anatrehan'savorivorim- bahoaka nisy teto @ firenena.
Civile ny tenako fa mba manana ethique sy moralité ary bonne conduite mba ho fitaratrin'ny fiara monina ka izao ny teniko:
Rehefa nanao fihetsika mamono vahoaka , miaraka tam herisetra ireo zandary sasany de TAIZA IANAO ? Fa maninona ianao tsy nahalala nibedy azy ireo , ni reagir , nanameloka azy ireo?
Sa Izay le hoe METY FOANA NY ATAONAREO SATRIA MBA NOMENA FAHEFANA KELY?
De zao manao vava tsy ambina eraky ny tambazotra rehetra hoe Hitsangana hiaro ny Samy zandary? Zao vao miala pofona ianao? Normal Raha Maro ny olona mimenimenomenona hoe Ravao any ny gendarmes fa tsy rafitra Malagasy fa hery famoretana natsangan frantsay.
📝 Kakanjila officiel

14/10/2025

Fitondrana En ligne ngah no misy eto Madagascar ??

🔥 Teneniko mahitsyManinona Rajoelina no sahy tsy hiala mora amin’ny fitondrana, na dia efa tsy mankasitraka azy hatramin...
14/10/2025

🔥 Teneniko mahitsy
Maninona Rajoelina no sahy tsy hiala mora amin’ny fitondrana, na dia efa tsy mankasitraka azy hatramin’ireo Miaramila? 🤔
Amin’izay mazava tsara ho an’ireo tsy misaina 🦐 sy ireo mbola milaza fa tsy mitombina ny filazako fa “tsy hiala mora eo Rajoelina”.

👉 France 🇫🇷 no ambadika Rajoelina, ka tsy hiala mora eo izy satria misy manohana mafy avy any ivelany.

🚨 Tsy avelan’ny Frantsay hiala mora eo koa izy. Raha sanatria avelany miala eo, dia efa misy olona voaomana hasolo azy ary olona mbola azony baikona ihany.

📖 Afaka mijanona hatreo izay tsy tia mamaky soratra lava, fa ity ambany dia mbola fototry ny resaka 👇

🇫🇷 Maninona ny Frantsay no manohana mafy an’i Rajoelina ?
👉 Satria betsa­ka ny tombontsoany amin’ny olona mora baikona sy tsy miaro tanindrazana.
Raha very an’izany olona izany izy ireo, dia maty antoka amin’ny miliara d’euros 💶, tsy resaka m**o gasy 🍞 eto fa vola be dia be 💰!

💭 Alaivo sary an-tsaina raha olona toa an’i Ibrahim Traoré 🇧🇫 no eo amin’ny fitondrana :
👉 Tsy afaka manjakazaka intsony ny vahiny, ho tafaverina amintsika ny nosintsika voageja 🏝️ sy ny tombontsoantsika voahitsakitsaka 🇲🇬.
Raha misy fiarahamiasa amin’ny vahiny, dia tsy 3% intsony ho an’ny Malagasy fa mety hahatratra 50% amin’ny tena tokony ho antsika! ⚖️

⚠️ Marihako fa efa maro ny firenena afrikanina nandefasan’ny Frantsay tafika hanakana ny tolona sy ny fahaleovantenany tena izy.

🗣️ Aparitaho ity hafatra ity fa maro ny tsy mahalala ny tena zava-misy.
🇲🇬 Aoka tsy ho adala amin’ny m**o gasy intsony isika, fa ho tia Tanindrazana! ❤️
✍️ Tozeny Fernandel

📢 HAFATRA SY INFO AZO 🔴   Afaka mahazo toky amin' izay isika fa efa misy vaovao avy amin'ny namana mpiara miasa any HIVE...
13/10/2025

📢 HAFATRA SY INFO AZO 🔴

Afaka mahazo toky amin' izay isika fa efa misy vaovao avy amin'ny namana mpiara miasa any HIVELANY, fa ametrapetraka ny fialany tsy ho Filoha intsony I Andriamatoa Andry Rajoelina ✊

Mbola dingana noho izany no vita raha izany tokoa no hiseo, fa mbola misy ny fanongorana ireo tarikan'ny fanetribe.
Izay mbola mirihariha eto amin'ny tanàna, ao amin'ny commentaire ary aoka mba andefa izay tsy ao isika mahafatatra, indrindra indrindra ianareo any amin'ny faritra maro tompoko.
Ary tsy adino ny fanovana ny rafitra misy eto amin'ny firenena, tsy eto Tana irery ihany fa ny faritra 23.
Betsaka izy ireo fa mbola ho lazaina eto ihany ✊

Ary Hafatra hoan' ireo namana any amin'ny faritra, tsy ho anay eto Tana irery ny tolona fa ho atsika rehetra, ka Makasitraka ireo nidina ankianja sy nanohana hatrany.
Mbola tsy Afaka mi faly tsika noho izany, ka dia mangataka vavaka avy aminareo hatrany mba ahatateraka ny tanjon-tsika vahoaka malagasy rehetra 🙏

🔴 NY FAHAFAHANA HO AN'NY TANINDRAZANA NO ANTONY HIJORONAY 🇲🇬
Gen Y-Z-A Madagascar
GEN Z Y X

Aparitao mandrapahatonga ny amin'ny 20H30

Inona no ho ambarany ? Hanala Minisitra vé ? Ny andrasanay dia ianao mihitsy no miala 🔥🔥🔥 Fanetriben'ny firenena miala 😠
13/10/2025

Inona no ho ambarany ?
Hanala Minisitra vé ?
Ny andrasanay dia ianao mihitsy no miala 🔥🔥🔥
Fanetriben'ny firenena miala 😠

⛔⛔⛔ANKOATRAN'NY PROGRAMA MIAINGA ENY ANKATSO ⛔⛔⛔ Dia hisy ihany koa ny:🔸 blocage administratif : haka ireo mpiasam-panja...
13/10/2025

⛔⛔⛔ANKOATRAN'NY PROGRAMA MIAINGA ENY ANKATSO ⛔⛔⛔

Dia hisy ihany koa ny:
🔸 blocage administratif : haka ireo mpiasam-panjakana rehetra isakin’ny Ministera isika ho eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai;
🔸hositrahantsika ny fahalalahana haneho hevitra ka hisy ny fifandimbiasam-pitenenana eny amin’ny kianjan'ny 13 May.
🔸Samia mitondra kifafa ho marika fa hanadio ny firenena isika, ho marika fa ho diovina ireo rafitra rehetra ary ho firenena tsy hanjakan'ny kolikoly intsony i Madagasikara🇲🇬.

Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ny mouvement gen Z ny tolakandro🏴‍☠️🏴‍☠️🏴‍☠️

Fampitana ny programme androany 12 oktobra 2025.Misy dress code tout noir izay ho mariky ny fisaonana hoany namantsika m...
12/10/2025

Fampitana ny programme androany 12 oktobra 2025.

Misy dress code tout noir izay ho mariky ny fisaonana hoany namantsika maty noho ny tolona , izay rehetra misy kosa mitondra sainampirenena malagasy 🙏🙏🙏, ny any antokatrano manangana izany isaky ny trano tsirairay🙏🙏🙏.

Hoisy fangatahana ireo maty omaly ho entina Eny @ kianja 13 mai ary havaovana ny fotoampivavahana ho mariky ny firaisankina.

Androany no hanaovantsika fangatahana izy ireo ho atao Amin ny fasan’ny mahery fo , eny Mosolé .

Manentana antsika rehetra malagasy tsy vaky volo hanao tsipaipaika ho famangiana sy fanohanana ireo fianakavian’ny maty , ary hanampiana ireo izay naharatra eny amin’ny hôpital : ka izay tsara sitrapo sy mpitolona rehetra anatitra izany mivantana eny ankianja androany manomboka 11h fa izay lavitra na any ampita afaka mandefa ny anjara-birakirikiny Amin’ny laharana :0324169112 au nom Bruno .

Amin’ izao ora izao dia mbola mijery toe-javatra misy eny ankianja ireo équipe namana sao dia misy barrage indray Eny na misy sakana .

Ampitaina aminareo eto Amin’ny pejy ny vaovao rehetra rehefa milamina ny lamina.

Ampitampitao fa izay mitambatra vato izay misaraka fasika andao isika ifanohana iala amin’ny fanagejana .

Hoan’ny Tanindrazana🙏🙏🙏

11/10/2025

🛑 Alerte 🛑
Mba mila publiena azafady fa feno gendarme en position de tire ny toit an’i Colbert sy eny Andohalo🚨🚨🚨🚨

MERCI A NOS FORCES !SAMIA MIVOAKA NY TRANO MITONDRA SAINA MI KLAXON MANEHO NY HAFALIANA SY FANKAHEREZANA ARY ANKAHERY IR...
11/10/2025

MERCI A NOS FORCES !
SAMIA MIVOAKA NY TRANO MITONDRA SAINA MI KLAXON
MANEHO NY HAFALIANA SY FANKAHEREZANA ARY ANKAHERY IRETO ZOKY IRETO HANDAMINA ÀLOHA. AJANONY NY ANKOATR IZAY
IREO NO MANAMBASY ÀLOHA ALEO RAVANY NY DAOMY,PASOHANA ÀLOHA
ALEFA RATRÀ

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GEN Z Y X posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category