25/06/2026
Misy hatrany ilay miseho mena ambonin'ny mena, mbola mahavita manao menace na dia efa porofo mitohoka amin'ny tenda aza...
Raha tsiahivina dia navoaka teto amin'ny page ilay bus 199 nanivana mpandeha teo Ankorondrano.
Naharay menace sy vava ratsy tamin'ny appel izahay teto amin'ny Juris intellect ary rehefa nojerena ny anarana Mvola misoratra amin'ilay numéro dia io iarahan-tsika mahita io.
Rehefa nojerena ny commentaire izay miharo taxi be dia io hita io ihany koa izy.
Tsy ny olona rehetra tompoko no azo atao menace sy omena teny hafahafa....
À suivre